Zara raha ahenoina sanganasa vaovao. Saika ireo efa noforonin’ny teo aloha ihany no averin’ireo tarika na mpihira aty aoriana. Tranga anisan’ny mampivarahontsana eo amin’ny tontolon’ny hira malagasy izy io. Ireo hira noforonina tany amin’ny taona 1950, 1960, 1970, 1980, no re etsy sy eroa. Na ireo heverina fa « mpanakanto » manana […]
Taratra
« Noho ilay fitiavana ihany…»: Hiverina an-tsehatra i Henri Ratsimbazafy sy i Voahirana
Nahazo taona, saingy tsy lefy laza. Mbola vonona ny hisedra ny sehatra toy ny nataony nandritra ny taona maro nivalona i Henri Ratsimbazafy sy i Voahirana. Hamerina indray ireo hiram-pitiavana nitety vanim-potoana maro… Maro ireo tsy nanantena intsony. Hany ka hafaliana no nandrasain’ ireo mpankafy ny vaovao hoe hiverina hiaka-tsehatra […]
INDRAY MIJERY
Nampitandrina ny amin’ny mety ho fiakaran’ ny rano amin’ny lemak’Antananarivo, lalovan’ny reniranon’i Sisaony, ny avy amin’ny Apipa. Voakasik’izany ny kaominina 17 ahitana an’i Tsiafahy, Androhibe, Antsahadinta, Bongatsara, Atanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy. Miampy an’Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana ary Ampangabe. Manoloana ny disadisa miseho […]
Tetikasa D-Clic. : Nanomboka ny fampiofanana ireo mpampiofana
Natomboka omaly, teny amin’ny Lycée teknika Alarobia, ny fampiofanana ireo mpampiofana miisa 30 anatin’ny tetikasa D-Clic. Mifandraika amin’ny fanofanana amin’ny asa niomerika no atao amin’izany. Hanatanteraka ny tetikasa ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, iarahany amin’ny teknisianin’ ny OIF. Tanora lahy sy vavy miisa 1 000 avy eo ho […]
Mpianatry ny Oniversite : Mila tohana ara-bola avy amin’ny banky
Nandritra ny fihaonan’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa tamin’ireo solontenan’ny banky ara-barotra no nijerena ny fomba hanampiana ireo mpianatra ambaratonga ambony manao fandalinana sy manana tetikasa. Teboka telo lehibe no noresahin’ny minisitra. Teo ny mba hisian’ny famatsiam-bola ho an’ny fikarohana izay tena ilain’ ny mpampianatra mpikaroha sy […]




