Taratra

Sehatry ny asa: 60 000 ireo ho raisina mpiasam-panjakana

Haverina, hanatevenana indray ny mpiasam-panjakana, ny fandraisana ireo « Employés fonctionnaires assimilés » (EFA) sy ny “Employés de longue durée” (ELD) miisa 65 279 rehefa niato izany ny volana febroary 2020. Io ny fampahafantarana nataon’ny minisitry ny Asa, ny fampanananasa ary ny asam-panjakana, (MTFOP) Florent Soatiana Bety Léonne. “Niainga tamin’ny fanadihadiana lalina nataon’ny […]

Talata Volonondry: mpamily iray maty tsy tra-drano

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina teny Idilana, fokontany Avaratsena, kaominina ambanivohitra Talata Volonondry, omaly to­kony ho tamin’ny 3 ora maraina. Niseho teo amin’ny lalam-pirenena fahatelo, PK 29 + 800 ny loza. Fiara iray marika Nissan Fourgon, avy any Ankazon­dandy, hizotra ho aty Antana­narivo, no niharan-doza. Nan­deha mafy izy ary nandona sy […]

Namaky Banky tao Ambatondrazaka: enin-dahy nandroba 347 tapitrisa Ar

Mpiambina tao amin’ilay banky ny roa lahy tamin’ireo jiolahy enina voasambotry ny polisim-pirenena tao Ambatondrazaka, ny 25 desambra teo. Nalain’izy ireo ny vola an-tapitrisany. Jiolahy enina niara-voasambotry ny mpitandro filaminana eo anivon’ny sampandraharahan’ny polisy misahana ny heloka bevava Anosy sy ny polisy ao Amba­ton­drazaka, ny 25 desambra lasa teo. Nitrangana […]

“Can 2025”: tafita i Egypte, Nigeria ary i Algérie

Mafana ny fifanintsanana “Can 2025”, atao any Maroc, amin’izao fotoana izao. Efa tsara toerana sy tafita hiatrika ny dingan’ny ampahavalon-dalana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, i Egypte, Nigeria ary i Algérie. Samy nahita fandresena roa avy tamin’ny fihaonana isam-bondrona, izy ireo. Mbola mitady isa sy fandresena kosa ny mpilalaon’i Comores, […]

Rugby: nampifaly ireo mpilalaony ny Rosa club de l’Imerina

Noho ny asaramanitra, tsy nanadino ny mpilalao ao aminy ny tomponandraikitry ny fileovana Rosa club de l’Imerina III G Hangar Antohomadinika. Omaly, tetsy amin’ny tokontany EKAR Antohomadinika, notolorana fanomezana, “panier garnis”, sy lelavola ireo mpilalao sy mpitantana miisa 110 mianadahy mianaka, hiatrehany ny fety. Nanome izany, i Lock Hong Maxime […]