Mbola momba ny fijoroan’ny governemanta vaovao ihany… Tsy mahafa-bela? Ny vao tsy manitra no ratsy. Samy miandrandra sy miandry fanovana sy fanavaozana amin’izao governemanta vaovao izao avokoa ny rehetra. “Choc choc “, na asa haingana sy mivaingana avy hatrany no andrasana. Vava asa fa tsy asa vava, fa ny […]
Taratra
Fitsidihana tany Guinée Equatoriale: Azo heverina eto Madagasikara ny fitrandrahana solika goavana
Nitsidika an’i Guinée Equatoriale ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël. Nambarany, taorian’izany, fa azo atao eto Madagasikara ny fitrandrahana solika goavana toy ny any an-toerana. Ny soa mahatarika… Nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, fa mampametra-panontaniana ny tsy fahazoan’i Madagasikara mamolavola sehatra mitovitovy amin’ny ao Guinée Equatoriale. Koa […]
TSELATRA
Nitrangana fahamaizana teny amin’ny tranon’ny mpianatra, Bloc 4 teo anivon’ny Oniversite Ankatso, omaly. Voafehy fotoana vitsy monja taorian’ny tranga ny afo. Simba ny ankamaroan’ny entan’ireo mpianatra nipetraka tamin’ny efitrano lasibatra. Lehilahy hita faty ka nifatotra rojo vy ny tendany tao Marofototra, Vatomandry, afakomaly. Nataon’ny tomponandraikitra fizahana ny vatana mangatsiakan’io olona […]
Nandroba manamboninahitra : Efa-dahy naiditra am-ponja eny Antanimora
Niakatra fampanoavana, naiditra am-ponja avokoa ireo efa-dahy tratra namaky tranona manamboninahitra misotro ronono iray tao amin’ny fokontany Tanjondava, kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo, ny 26 marsa teo. Nivoaka maraina ny trano fonenany, tamin’ny 4 ora, handeha hamonjy toeram-pitsaboana ny tompon-trano ny alarobia 25 marsa teo. Nanararaotra ireo jiolahy ka nampiasa fitaovana mandeha […]
Miankindoha tamin’ny rôrô: Lehilahy nifamonjena tao am-ponja
Nifamonjena tao amin’ny fonjakely nihazonana azy, omaly, ny lehilahy iray voasambotry ny polisy. Nihetsika tampoka ny filan’ny vatany izay efa zatra niankindoha tamin’ny zava-mahadomelina mahery vaika “heroïne” fantatry ny besinimaro hoe “rôrô”. Nampananosarotra ho an’ny mpitandro filaminana izay mbola misahana ny famotorana azy ny fihetsik’io lehilahy io. Raha atsidika, voasambotry […]





