Taratra

Jaw’s Band & Revival Messengers: raikitra ny seho « Gospel Vibe Christmas » 2025

« Hifanaraka amin’ny va­nim-potoan’ny Noely ny seho, ny loko sy ny fomba fihirana ireo sanganasan’ny tarika Jaw’s Band. Tahaka izany ihany koa ireo fomba fisehoana eny an-tsehatra eo amin-dry zareo… ». Anisan’ny hampiavaka ity fampisehoana an-tsehatra ity ireo, raha ny fanazavan-dRandimbinjanahary Tahiana, avy ao amin’ny Giga Vibes Évent, mikarakara ny he­tsika « Gospel […]

Fanja Andriamanantena: vokatra “Collector”, anamarihana tsingerin-taona 3

Mpamoron-kira, mpandrindra, mpihira, mpitendry nanamarika ny mozika malagasy tao anatin’ny 60 taona i Fanja Andriamanantena. Natambany ho iray ireo vokatra sy ny momba azy, hanamarihana tsingerintaona telo lehibe… 80 taona, 60 taona an-tsehatra ary faha-20 taonan’ny “Mozika tsotra izao”. Tsingerin-taona 3 lehibe ho an’i Fanja Andria­manan­tena, andrarezin’ny mo­zika ary mbola […]

Samy tompon-draharaha

Tsy fanovana no hoe atao amin’izao fa fanavaozana. Miainga amin’ny efa eo izany, manatsara ny efa misy. Na izany aza, ifotony ihany ny fanavaozana: fanadiovana, fandaminana, fanatsarana… Misy milaza, ohatra, fa raha fanadiovana, miainga avy any ambony; raha fanorenana, miala any ifotony. Tena vonona ho amin’izany ve? Indrindra ny mpanao […]

Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama: “Anjarantsika ny mandinika ny hoavintsika”

“Anjarantsika ny mandinika ny hoavintsika Malagasy. Isika Malagasy no handinika ny fomba hitondrantsika ny dinika nasionaly, satria ho an’ny Malagasy.” Io ny valin-tenin’ny Praiminisitra Rajao­na­rivelo Herintsalama tamin’ny mpanao gazety teny Tsim­bazaza, ny faran’ny herinandro teo, ny amin’ny antson’ny SADC ny tokony hamerenana an-tanindrazana ireo mpialokaloka politika malagasy any ivelany. Hajaina […]