Mijoro ny governemanta vaovao. Arahaba soa, arahaba tsara… Ny vao tsy manitra no ratsy? Na ahoana na ahoana, ny asa sy ny fomba fiasa no ifampitsarana. Mazava ny sori-dalana. Na ny politika ankapobeny… Eo ny fitadiavam-bahaolana amin’izay tena maharary ny vahoaka: jiro sy rano, vidim-piainana, fandriampahalemana… Eo koa ny […]
Taratra
Governemanta vaovao: «Tsy maintsy ahitam-bokatra anatin’ny roa volana»
Tafajoro ny governemanta vaovao. Roa volana ny fe-potoana tsy maintsy hahitana soritra ny fanatanterahana ny politikam-panjakana amin’izao Tetezamita izao. Midika ho tsy fahombiazana ny tsy fisiam-bokatra… “Tsy maintsy hita soritra ao anatin’ny fe-potoana roa volana farafahelany ny vokatra hanatanterahan’izy ireo izany politikam-panjakana izany. Ny tsy fisiam-bokatra mazava sy mivaingana ao […]
Fanonganana ny FMF : Tsy manaiky ny AJEA sy ny Anciennes Gloires
Tapitra anio ny 72 ora, fe-potoana farany nomen’i Bolida, Faneva Ima, Abel Anicet, Voavy Paulin, mpilalao fahiny tao amin’ny Barea (Les 4 mousquetaires an’ny baolina kitra malagasy) ny tomponandraikitry ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ny hanomezana ny ambim-bolan’ireo mpilalaon’ny Barea (Prize money), niatrika ny Chan 2024 no anton’izany. Filazana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ao amin’ny Kianja mitafo Vatofotsy Antsirabe, ny 6 sy 7 ary ny 22 sy 23 desambra ho avy izao, ny andiany voalohany amin’ny « Kids Game One ». Fifaninanana basikety ho an’olon-telo, sokajy U8 sy U10 ary ho an’olona dimy, sokajy U12 izy ity. Ankoatra izay, hisy koa ny fiofanana ho […]
Baolina kitra any Algerie : Nisongadina i Lalaina
Nivoaka ho mpandresy ny Paradou AC, ekipa ilalaovan’i Lalaina, Malagasy mpilalao baolina kitra, nandritra ny andro faha-9 hiadina ny ho tompondakan’i Algerie, D1. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Mostaganem. Fihaonana notanterahina ny alahady lasa teo, tao Paradou Stadium. Baolina tokana matin’i Mohamed Abdelkader, teo amin’ny minitra […]




