Taratra

Fantina sy fintina

Nahazo 10 miliara Ariary avy amin’ny fitondrana fanavaozana ny Secren (Société d’études, de construction et de réparation navales), ho famere­nana indray ny fahaleoavan-tena ara-bolany. 600 tapitrisa Ariary kosa no natokana handoavana ny karaman’ny mpiasa, volana mey sy jona. Manana anjara toerana stratejika eo amin’ny toekaren’i Mada­gasikara ny Secren ka antony […]

Vahiny eto an-tanàna

« Baomba niampy baomba!?”, nilatsaka ny didy fa 10 taona an-tranomaizina, asa an-terivozona ny sazin’ny Jly Baomba na Ravalomanana Richard. Tsy hidirana lalina ny mahakasika ny raharaha ( jereo Pejy 2) fa aleo ny fomba fanaovana politika sy ny fomba amam-panaon’ny mpitondra no asian-teny, anio. Boribory vetaveta tsy mety tapitra […]

Antoko MFM: “Hampisy fitoniana ny dinika politika”

“Hametraka ny fitoniana politika ny dinika politika”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko MFM, Randrianirina Jean-Ignace, omaly, manoloana ny toe-draharaham-pirenena. Hafa ny fakan-kevitra politika. Hodini­hina amin’ny dinika politika kosa ny fitantanana fifidianana, fitantanana andrimpanjakana, fifitantanana politika. Ny fametrahana etika politika no hamerenana ny fifampitokisan’ny mpanao politika sy ny vahoaka, […]

Fiarovana olona ambony: manamboninahitra 13 niofana niaraka tamin’ny Rosianina

Notanterahina omaly, teny Mahazoarivo, ny famoahana ireo nahavita fiofanana manokana momba ny fiarovana olo-manankaja ambony. Manamboninahitra 13 no nandray anjara tamin’izany. Tafiditra tao anatin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-miaramila eo amin’i Madagasikara sy ny Federasionin’i Rosia izao fampiofanana izao. Nandritra ny roa volana no niatrika izany ireo manamboninahitra 13, notarihin’ny manam-pahaizana rosianina. […]

Tselatra

Nalain’ny havany teny amin’ny tranom-patin’ny HJRA Ampefiloha ny razan’ireo tovolahy namono nahafaty an’i Haingotiana sy Stéphanie, rehefa avy nozahana teny an-toerana. Nahitana an’i Larry (20 taona, avy etsy Ambodin’Isotry), Aldo (18 taona, Ambo­hitrimanjaka), Sitraka (23 taona, Itaosy) ary Fanome­zantsoa (17 taona, 67 Ha) izy ireo. Nilaina ny fisian’ny fianakavian’izy ireo, […]