Politika

FANTINA sy FINTINA

Nandefa taratasy any amin’ny FMI ny Kolektifa momba ny fifampiraharahana amin’ny volan’ny Fec sy ny FRD. “Takinay ny mangarahara amin’izany. Tokony horaisina koa ny hevitr’ireo mpisehatra ara-toekarena eto amintsika ary hampandalovina ny Antenimiera vaovao, ny jona izao, izany mba hiantraika amin’ny aty vilany ny fifanarahana”, hoy izy ireo. “Hanova ao […]

Fampielezan-kevitra mialoha : mitaky porofo marim-pototra ny Ceni

Mampiaka-peo amin’ny fahitana tsy fanarahan-dalàna etsy sy eroa, amin’izao mialoha ny fampielezan-kevitra izao, ny sasany amin’ireo kandidà hofidina solombavambahoaka. Nitondra valin-kafatra momba izany ny eo anivon’ny Ceni, amin’ny alalan’ny mpa­mpakateny, Soava Andriama­ro­tafika, fa horaisina ny fepetra raha tena miseho tokoa izany. “Mitaky porofo izahay ahafahana manaraka sy mikarakara izany. Porofo […]

Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana : “Atsaharo ny fanagadrana ben’ny Tanàna!”

Nanamarika ny fidinana ifotony nataon’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, ny momba ny ben’ny Tanàna. Maro no enjehina sy any am-ponja. Tokony hatsahatra aloha ny fanenjehana azy ireny. Hentitra ary nahitsy ny eo anivon’ny MFFT, manoloana izany. “Atsaharo mihitsy aloha ny fanenjehana sy fanagadrana […]

«JURISPRUDENCE» : atrikasa ho fampanaraham-penitra

Notanterahina tany Ampe­fy, ny 25 sy 26 avrily 2024 lasa teo, ny atrikasa ho an’ny fanaraham-penitry ny “Jurispru­den­ce” eto Ma­dagasikara. Ni­von­drona ta­min’ity atrikasa ity ny komitin’ny fandinihana sy ny fanamarinana ary ny fanaraha-maso ny fanajariana ny lalàna eo anivon’ny Fitsarana eto Madagasi­kara. Tanjona lehibe amin’ny atrikasa ny ha­nangona sy handamina […]

Fanonganana an-dRazanamahasoa : hoentina any Afrika ny raharaha

Tsy hipetra-potsiny na hamela ny raharaha amin’izao. Nam­baran’ny mpisolovava, ny Me Andrianahaga Eric, fa tsy manan-kolazaina izy ireo raha ny momba ny didy navoakan’ny HCC amin’ny nanonganana ny filohan’ny Antenimiera, teo aloha, Razanamahasoa Christine. Na izany aza, hitady hirika ireo mpahay lalàna. “Azo atao ny mampiakatra izany eo anivon’ny Cour […]