“Tonga dia mihatra avy hatrany io lalàna vaovao io”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, momba ny lalàna famaizana ny mpanolana zaza tsy ampy taona, taorian’ny fanombohana ny taom-pitsarana 2024 teny Anosy, omaly. 600 ny tranga fanolanana, taona 2023, ary 133 tamin’ny volana janoary no ho mankaty. Izay […]
Politika
Kaporaly MaHampy : natao veloma ara-miaramila
Tontosa ny alahady teo, tao amin’ny Bataillon d’infanterie Maintirano, ny lanonana ara-miaramila fanaovam-beloma farany ny miaramila kilasy faharoa, Mahampy Gaspard, maty voatifitry ny dahalo. Ny kaomandin’ny Bataillon d’infanterie Maintirano, ny Kly Raoeliarison Jean Goerès, no nampiakatra ny galonany ho kaporaly, nomena azy manokana taorian’ny fahafatesany. Natolotry ny kaomandin’ny fari-piarovana sy […]
Fiahiahiana kolikoly : hotsaraina, anio, any Londres, i Romy Voos
Hatao anio, any Londres, ny fitsarana ilay raharaha mahavoasaringotra an’Andrianarisoa Romy Voos. Voampanga amin’ny fanaovana kolikoly sy fitakiana vola tamina orinasa anglisy iray izy sy ny namany. Hiakatra fitsarana anio, any Londres, raha tsy misy ny fiovana ny tale kabinetra teo aloha, eo anivon’ ny fiadidiana ny Repoblika, Andrianarisoa Romy […]
Raharaham-pitsarana : enjehina amina dosie miisa 36 Rajaonah Mbola
Ao anatin’ny fandinihana amin’ny antsipiriany ireo raharaham-pitsarana momba ilay mpandraharaha, Rajaonah Mbola ny eo anivon’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) etsy 67ha, amin’izao fotoana izao. Natao izany noho ny fanambaran’ny mpisolovava fa tokony hatsahatra ny fanenjehana ity mpandraharaha, niara-dia tamin’ny fitondrana HVM, ity. Nambaran’ny mpampanoa lalàna ambony eo […]
Antoko Fiombonana : “Misy kajikajy politika ny tsy famoahana ny tetiandrom-pifidianana”
Tsy mbola mivoaka ny tetiandrom-pifidianana noho ny lamina isan-karazany. Milaza ny antoko politika fiombonana, fa misy kajikajy politika ao ambadik’izany. «Izay hatrany ny kajikajy politikan’ny fitondrana teo aloha: miandry ora farany vao mamoaka datim-pifidianana mba tsy hahazoan’ny antoko sasany miomana amin’izay fifidianana izay». Io ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko […]




