“Eritreretinay fa tokony ho vita amin’ity enim-bolana voalohany ity ny vanin’androm-pifidianana. Lalàna no mamaritra izay, indrindra ny fifidianana solombavambahaoka izay tokony ho vita alohan’ny faran’ny volana jona”, hoy ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, momba ny fanatanterahana fifidianana kaominaly sy ny an’ny depiote. Aorian’ny famaranana tanteraka ny fanavaozana isan-taona ny […]
Politika
Ravalomanana Marc : “Tsy avelantsika hanjaka tokana ny mpitondra…”
“Tsy avelantsika hanjaka tokana eto ireo eo amin’ny fitondrana fa tsy maintsy atao ny hananantsika olom-boafidy marobe amin’ireo fifidianana rehetra ho avy”, hoy ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana. Nitarika ny fambolen-kazon’ny antoko teny Imerikiasinina ny tenany. Nambarany anefa fa tsy ho tratra izany raha tsy manentana ny vahoaka hisoratra anarana […]
Tsy fanarahan-dalàna eny amoron’Andralanitra : sarona ary nogiazana ny fitaovana nanotorana tany
Nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, ny herinandro teo, fa nahazo tatitra amin’ny fanotorana tany tsy ara-dalàna eny amoron’Andralanitra ny tenany. Sarona izany ary efa mandeha ny fanadihadiana. Naniraka ny polisin’ny fanajariana ny tany “Service de Police de l’Aménagement du Territoire – SPAT) ny tenany […]
Rakotonirina Elysa: « Hiasa mahitsy sy madio isika »
Notanterahina, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Jly Rasolondraibe Jean Yves, talen’ny kabinetra eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika teo aloha, sy Rakotonirina Elysa, vao voatendry ho eo amin’izany toerana izany. Nitarika ny lanonana i Fanohiza Claude, sekretera jeneralin’ny fiadidiana ny Repoblika. Nisaotra manokana ny filohan’ny Repoblika ity talen’ny […]
Fiarovana ny tontolo iainana: namboly hazo 3 000, teny Iavoloha, ny Prezidansa
Nitohy teny amin’ny manodidina ny Lapam-panjakana Iavoloha indray ny hetsika fiarovana ny tontolo iainana, amin’ny alalan’ny fambolen-kazo. Nitarika izany ny filohan’ny Repoblika. Nambarany tamin’izany fa mitari-dalana sy manome ohatra eo amin’ny fambolen-kazo ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Anisan’ny nanatanteraka izany ireo rantsa-mangaika sy ny eny anivon’ny fitantanana ny minisitera […]




