“Mba hisy trondro vaventy voasazy amin’ny fanaovana kolikoly sy fanodinkodinam-bola”, hoy ny filohan’ny Komity ho amin’ny fitandroana ny fahitsiana (CSI), Rabenarivo Sahondra, teny Antaninarenina, afakomaly, tamin’ ny tatitra ny asa vita tamin’ny taon-dasa. Malahelo ry zareo raha nandritra ny dimy taona fe-potoam-piasana iray manontolo lanin’ny Antenimierampirenena, nefa tsy misy na […]
Politika
Fanakanana hetsika anaty toerana mifefy: nitory eny amin’ny fitsarana ny eo anivon’ny MMM
Nosakanan’ny lehiben’ny distrikan’i Fandriana ny hetsika nokasaina hatao ao amin’ny toerana voatokana ao Imito, ny zoma lasa teo. Tsy nipetra-potsiny anefa ny eo anivon’ny MMM Amoron’i Mania fa nametraka fitoriana. Hiroso amin’ny dingana lalina kokoa. Nametraka fitoriana eny amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana any Fianarantsoa ny MMM Amoron’i […]
Depiote Andriamanjato Bina: “Mitaky olo-marina sy hendry ny fitantanana eto amintsika”
Iza izy ? Depiote voafidy tao amin’ny distrikan’Andramasina, Andriamanjato Liantsoa Bina. 46 taona ary mbola mpitovo, tsy manambady. Anisan’ny sakafo tiany ny trondro. Fialamboly ankafiziny ny mitsangantsangana. Mpankafy baolina kitra sy ny basikety. Tia ny gadon-kira malefaka ary anisan’ny ankafiziny ilay hira “Akaiky mpamonjy”. Mpihira tiany ny tarika Mahaleo sy […]
Fanamarinana lisi-pifidianana: nanentana ny teny Alasora Ravalo
Nihazo ny teny Ambatomalaza, Alasora ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana. Niara-nifarimbona tamin’ny mponina eny an-toeranao izy nanamarina ny anaran’ny olom-pirenena ao anaty lisi-pifidianana. “Mankasitraka ny sefo fokontany sy ianareo tonga maro nifarimbona nanamarina ny anaran’ ny tsirairay tao anaty lisi-pifidianana”, hoy izy. Nentaniny ny isan-tokantrano mba hanatona ny biraon’ny fokontany […]
Fiaraha-miasa amin’i Frantsa: hohamafisina ny ady amin’ny kolikoly
Noraisin’ny minisitry ny Fitsarana, Ramanantenasoa Landy Mbolatiana teny Faravohitra, omaly, ny ambasadaoro frantsay, Arnaud Guillois. Voaresaka tamin’izany ny lafiny teknika namaritana ireo sehatra iaraha-miasa, eo amin’ny firenena roa tonta. Mitovy fomba fijery ny roa tonta amin’ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Fitsarana. “Anisan’ izany ny fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly sy ny […]




