Manampy sy manohana ny fiangonana amin’ny fidirana amin’ny fampamokarana ny fanjakana. Tsy vitan’ny fanjakana irery ny fampandrosoana, araka ny nambaran’ny praiminisitra. “Tsy vitan’ny fanjakana irery ny fampandrosoana. Mila firaisankina sy fifampitokisana ary fifamenoana eo amin’ny fanjakana sy ny fiangonana ary ny vahoaka izany”, hoy ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, omaly, tamin’ny […]
Politika
FANTINA sy FINTINA
Ho vita hatreo ireo mpiasam-panjakana matoatoa. Manomboka anio ny fanisana ireo mpiasa eo anivon’ny minisitera rehetra sy ireo Andrimpanjakana, miaraka amin’ireo rantsa-mangaika ao aminy ary hatrany amin’ny faritra. Tanjona ny hahafantarana ny tena isan’izy ireo marina, araka ny naoty navoakan’ny minisiteran’ny Asa, omaly. Miroso ny fanomanana ny fikaonandoham-pirenena. Nambaran’ny minisi-panjakana, […]
Firosoana amin’ny fanavaozana : Hamaritra ny tohin’ny fikaonandoha ny FFKM
Hotanterahina ny alahady izao, etsy amin’ny Ekar Andohalo, ny herinandro fiaraha-mivavaka, hotarihin’ny FFKM. Hatao amin’izany koa ny famindram-pitantanana sy ny fampitana hafatra ho an’ny kristianina sy ny vahoaka, indrindra ny momba ny raharaham-pirenena. Hampahafantarin’ireo filoham-piangonana amin’io fotoana io ny ho tohin’ny fikaonandoham-pirenena, taorian’ ny nanokafana izany teny Ivato, ny 10 […]
Fanapahan’ny HCC : Mihozongozona ny sezan’ireo depiote Irmar dimy
Depiote miisa dimy avy amin’ny Irmar no hoesorina. Efa voarain’izy ireo ny taratasy avy amin’ny HCC. Manana herinandro hiarovan-tena ry zareo ka hanampy amin’ny fiarovana ny lehiben’ny mpanohitra, Milavonjy Philobert. Voaroaka tsy ho solombavambahoaka intsony ny depiote Irmar miisa dimy. Efa naharay ny fampahafantarana avy amin’ny mpitsara avo izy ireo. […]
FANTINA sy FINTINA
“Aza dia mandany andro amin’ny resaky ny olona mpitady seza sy te hankalaza tena”. Io ny hafatry ny depiote tsy miankina voafidy tany Ikalamavony, Matsiatra Ambony, Rakotoniaina Pety, ho an’ny Praiminisitra, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny fisian’ ny fitakiana ny fandravana ny governemanta. Ry zareo solombavambahoaka no tena tokony […]




