Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny biraon’ny Ceni, notarihin’ny filohany, Rakotonarivo Thierry, omaly, tetsy Alarobia. Nambarany fa efa natao ny fanadihadiana amin’ireo rantsa-mangaikan’ity rafitra mpikarakara fifidianana ity hatreny ifotony. Nohitsiny, tamin’izany, fa misy ireo mpikamban’ny Ceni, tsy mendrika intsony. Nandika lalàna sy tsy nanaja ny fitsipiky ny Ceni. Tao […]
Politika
FANTINA sy FINTINA
Nanatitra ny fitoriana telo sosona teny amin’ny Tendrom-pitsarana iadiana amin’ny kolikoly (Pac), 67 Ha, omaly, ny talen’ny serasera eo anivon’ny fiadidiana ny Fanavaozana, Rahajason Harry Laurent. Teo ny fitoriana ny depiote Rakotomanga Lanto sy ny sekretera teo anivon’ny fiadidiana ny Repoblikan’ny fitondrana teo aloha, Andriamaholy Dina, ary ny mpandraharaha Ravatomanga […]
Mpikamban’ny Ceni : Miasa avy hatrany ireo nahavita fianianana
Vita fianianana teny amin’ ny Fitsarana an-tampony, Anosy, omaly, ireo mpikambana enina vaovao eo anivon’ny Ceni. Rajafetra Setraniaina Solomanjaka Abraham avy amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), Rambina Danielle Oméga (Fitsarana an-tampony), Rabetokotany Mamy (Holafitry ny mpisolovava), Rakotoarisoa Anitra Soanjanahary (Holafitry ny mpanao gazety), Rabenandrasana Cyril sy Andriatsimiala Lanjaniony Sariaka […]
Fitondrana Fanavaozana : Hanao tombana fahatelo ny iraky ny Sadc
Tonga eto Madagasikara ny iraky ny Sadc andiany fahatelo. Hanao tombana ny toe-draharaha eto an-toerana ny anton-dian’izy ireo. Tonga eto Madagasikara, afakomaly alina, ny iraka manokan’ny Sadc, tarihin’ny filohan’ny Repoblikan’i Malawi teo aloha, sady mpikamban’ny Komitin’ny Olobe eo anivon’ny Sadc no lehiben’ny delegasionina amin’izao dian-dry zareo izao, ny Dr Joyce […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsidika ara-pomba fifanajana ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, teny Mahazoarivo, omaly, ny ambasadaoron’i Korea Atsimo, i Ji- Hyun Park. Nohamafisiny, tamin’izany, ny fahavononan’i Korea Atsimo hanohana ny fitondrana Fanavaozana amin’ny fanarenana an’i Madagasikara. Voaresaka koa ny fanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana ifandraisan’ny firenena roa tonta. Misy antony fa tsy tongatonga hoazy ny […]





