Sahirana ireo tantsaha mpamboly orge noho ny resaka hetra. Nihena ny velarantany hambolena azy sy ny isan’ny mpamboly. Asa fivelomana mihitsy ny fambolena orge any amin’ny kaominina Anjoma Manandriana, Faritra Amoron’i Mania fa tsy voly avotra intsony nanomboka ny taona 1996, araka ny fanazavan’ny ben’ny Tanàna, Fenonantenaina Honoré Patrick. Mivelona […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Vata mpanova herinaratra miisa 36 no hampiakaran’ny Jirama tanjaka ary 16 no vao ho apetraka hanatsarana ny famatsiana herinaratra eto amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Anisan’ny hisitraka ny tetikasa i Maibahoaka, Besarety, Tsaramasay, Avaradoha, Tsiadana, Sabotsy Namehana, Iavoloha, Anosy Avaratra, Morarano, Ambohipo, Ampangabe, Saropody, Talatamaty, Andohatapenaka, Ivato Firaisana ary Soavina. Hotanterahina […]
Rodorodon’ny tantsaha 2026: Varavarana ho an’ny mpamokatra
Ho lasa mpandraharaha afaka manome lanja sy mampitombo ny fidiram-bolany. Io no tanjona mandritra ny hetsika « Rodorodon’ny tantsaha » andiany fahefatra, atao etsy amin’ ny Kianjan’ ny Makis Andohatapenaka, hatramin’ny 23 aogositra. “Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny tantsaha”, hoy ny minisitry ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo, […]
Famokarana : Harena mila asandratra ny vary malagasy
Manana karazan-bary maro i Madagasikara. Mifanaraka amin’ny toetry ny tany sy ny faritra tsirairay ireo karazany ireo. Harena lehibe ho an’ny famatsiana sakafo sy ny toekarena izany. Mila asandratra ho fototry ny vokatra eny an-tsena ny vary malagasy na ny vary zanatany miohatra amin’ny vary hafa, toy ny vary afarana. […]
Fahafatesam-biby tany Atsimo : Natsangana ny Task Force hanara-maso
Tsy nahitana soritraretina mampiahiahy na areti-mifindra tamin’ny taovan’ireo biby nozahana taorian’ny fanadihadiana nataon’ny ekipan’ny minisiteran’ny Fambolena momba ilay tranga nahafatesana biby amam-polony maro tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Nifandraika tamin’ny rotsakorana be sy tsy fahampian-tsakafo, ka namparefo ireo biby, no nahatonga ny tranga. Antony nahatonga ireo tomponandraikitra nametraka ny Task […]




