Niparitaka tamin’ny tany ny atidohan’ilay zazalahikely vao 2 taona, voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana, omaly, tetsy Ankorondrano Tsaramasay. Voafaoka teny an-tanan’ny reniny ka nipitika izy nandritra ny fiampitana arabe. Zazalahikely vao 2 taona monja, maty voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana, tetsy Ankorondrano Tsaramasay, omaly tamin’ny 9 ora maraina. Handeha hiantsena ary niampita […]
Tranga
Tafatsangana ny sehatra ana habaka: Fitorohana ny herisetra sy ny fahaverezan’olona
Tafatsangana sy natolotra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy Anosy, ny sehatra ana habaka, izay ahafahana mitoroka sy mampilaza ireo trangana herisetra mifototra amin’ny miralenta. Hampilazana ireo tranga fahaverezan’olona miseholany eto amin’ny Nosy koa. Nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny inspecteur général de Police, Erick Michel. Tanjona […]
Tsenan’Anosibe: Mitentina 54 tapitrisa Ar ny entana may
Tafakatra 54 tapitrisa Ariary ny tetibidin’ireo entana simba tao amin’ireo tsena telo kilan’ny afo teny Anosibe, ny alin’ny alatsinainy teo, raha ny fanazavana voaray tamin’ireo tompon’ny tsena, omaly. Mpivarotra kojakojan-dakozia vita amin’ny plastika no tena voa mafy, tamin’izy ireo, izay nahatratra 40 tapitrisa Ar ny fitambaran’ny entana simba. 10 tapitrisa […]
Voamarina fa voaolana : Zazavavy valo taona maty nokapohin-drainy
Miatrika ny famotorana azy etsy amin’ny biraon’ny polisy Anosy, hatramin’izao, ilay raim-pianakaviana nikapoka ka nahafaty ny zanany. Voamarina fa mbola naolany nandritra ny fotoana maharitra ilay zazavavikely. Mbola tsy vita fa anatin’ ny fanadihadiana tanteraka ny polisy misahana ny heloka bevava Anosy, mahakasika ilay raim-pianakaviana nikapoka ka nahafaty ny zanany […]
Anosibe: Tsena efatra indray nirehitra halina
Nirehitra ny tsenan’Anosibe, omaly tamin’ny 9 ora halina. Tsena efatra indray nirehitra ka roa no tena voa mafy. Kojakoja momba ny plastika sy vy toy ny vilia sy kaopy no voalaza fa tena nirehitra. Ireo trano fivarotan-damba ary kapa no tena nahitana fahavoazana. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina namono […]




