Tranga

66 taonan’ny fahaleovantena : Nosokafana tamin’ny fananganan-tsaina

Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Parvis Analakely, ny fankalazana ny faha-66 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasi­kara sy ny nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy. Natomboka ta­min’ny fananganan-tsaina, teo anatrehan’ny manam-pahefana ambony, sivily sy miaramila, mpanolotsaina ambony eo anivon’ ny governemanta, ny Praiminisitra ary ny solontenan’ny antokom-pivavahana izany. Nitohy tamin’ny kabary isan-karazany avy eo. Nampiavaka ny hetsika […]

Olona valo voasambotra: Zaza varira hita faty tapa-doha nalevina

Mirongatra ny trangana fakana an-keriny sy famonoana varira eto amin’ny Nosy. Efatra andro taorian’ny na­kan’­ireo olon-dratsy, an-keriny ilay zazavavy manana toe-tena varira, vao herintaona sy enim-bolana monja tany amin’ny fokontany Ankalika, kaominina an-drenivohitra Toliara I, ny alakamisy maraina teo. Hita afakomaly tolakandro, tany amin’ny fokontany Antsianaka, kaominina ambanivohitra Betsinjaka, distrikan’i […]

Kariera nihotsaka : Olona efatra maty

Nihotsaka ny tany tao amin’ny karieram-bato quartz, tany amin’ny fokontany Soakibany kaominina Ambahitahy, distrikan’i Bekily, faritra Androy, ny zoma lasa teo tokony ho tamin’ny 5 ora. Mpitrandraka vato maherin’ny 10 no tototry ny tany tao anatin’izany. Tavela tany ambanin’ny tany efa maherin’ny 10 metatra izy ireo, raha ny fanazavana voaray. […]