Tranga

Akon’ny fetin’ny Pantekoty : 10 ireo namoy ny ainy tao anatin’ny roa andro

Nahatratra 10 ireo olona namoy ny ainy nandritra ny fanakalazana ny roa andron’ny fetin’ny Pantekoty 2026 lasa teo, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha. Maty teo anivon’ny sampandraharaha fameloman’aina ny dimy tamin’ireo. Raha maty avy any ivelan’ny hopitaly kosa ny ambiny. Manodidina ny 27 ireo olona […]

RN1: Taksiborosy tra-doza

Nivoaka ny arabe, fiara mpitatitra iray niharan-doza tao Ambatomainty, lalam-pirenena voalohany (RN1), afakomaly maraina tamin’ny 2 ora. Nivoaka ny arabe io fiara io noho ny fisorohan’ny mpamily ny loza. Nandeha mafy ny kamiao iray mpitatitra entana niala avy aty Antananarivo sady nisongona fiara teo alohany tao anatin’ny faritra mampidi-doza, araka […]

Fandrobana sy famonoana vazaha : vehivavy roa tena atidoha !

Notazomina vonjimaika ao Antanimora ny vehivavy roa, voalaza ho atidoha nikotrika ny fandrobana vazaha teny Avaratr’Antanimora, tamin’ny faran’ny volana marsa. Nalefa any Tsiafahy ny lehilahy iray, nahafaty ny mpiambina sy nangalatra 35 tapitrisa Ariary. Tompon’antoka tamin’ny fanafihana sady nihazona ny dika mitovy tamin’ny fanalahidin’ny tranon’ny mpampiasa azy ireo roa vavy […]

Alarobia Amboniloha: naolana, hita faty teo an-tokotanim-pasana i Diana

Nifampitadiavana nandritra ny alin’ny alahady 24 mey teo, hita faty i Diana kely, zazavavy 5 taona, tao amin’ny fokontany Alarobia Amboniloha, omaly maraina. Naolana sady nofatorana izy. Notapenana tamin’ny saron-kenatra ny masony, ary tamin’ny pata­loha nanoavany ny vavan’i Raharisoa Diana (Diana kely), zazavavy hita faty tetsy amin’ny fokontany Alarobia Amboniloha, […]