Tratra ambodiomby saika hivarotra basy ny lehilahy iray teny Mandrosoa Ivato, afakomaly. Voalaza fa basy miisa roa nataon’olona nindram-bola taminy antoka ireo. Voasambotry ny zandarimaria avy eo anivon’ny GSIS teny Mandrosoa Ivato, distrikan’Ambohidratrimo, ny lehilahy iray nivarotra basy, afakomaly. Loharanom-baovao tsotra no nampita izany tamin’ny mpitandro filaminana. Voalaza fa misy […]
Tranga
Ambohimangakely : Lehilahy maty novonoin’ny vinantony
Nodarohan’ny vinantolahiny nandritra ny fifamaliana, namoy ny ainy taorian’ny ratra nahazo azy, ny raim-pianakaviana iray tetsy Ambohimangakely, ny talata 24 marsa lasa teo. Nivoa-dra ny vavany, naratra ny faritra sasany tamin’ny vatan’ilay raim-pianakaviana namoy ny ainy tao amin’ny fokontany Antanambao, kaominina Ambohimangakely, ny 24 marsa lasa teo. Nifamalimaly tamin’ny vinantolahiny […]
Nanafika banky: Roa lahy tratra, azo ny 20 tapitrisa Ar
Notafihin’ny lehilahy miisa roa ny banky iray eny Anosivavaka Ambohimanarina, omaly atoandro. Nitondra basy izy ireo nandritra izany, ary nambanany tamin’izany ny mpiasa tao amin’ilay banky. Norahonany ho tifirina ireo mpiasa raha tsy manome ny vola takin’izy ireo. Voaroba tamin’izany ny vola mitentina 20 000 000 Ariary. Nampandre ny polisim-pirenena avy […]
Kolikoly nandritra ny fanadinana ho mpitsara : Namidy 1 000 000 Ar ny laza adina iray
Namoaka fanambarana ny Bianco, omaly, momba ny fivoahan’ny laza adina alohan’ny fotoana nandritra ny fanadinana fandraisana mpianatra ho mpitsara. Namidy 1 000 000 Ar ny laza adina iray, araka ny fanadihadiana nataon’izy ireo. Olona enina, mpanao kolikoly mamoaka laza adina mialoha mahakasika ny fanadinana fandraisana mpianatra ho mpitsara (ENMG) andiany faha-21, 2024, […]
Mpanendaka sy mpangarom-paosy : Efatra mianadahy voasambotra tetsy Analakely
Mpanendaka sy mpangarom-paosy efatra mianadahy voasambotry ny polisim-pirenena avy amin’ny Hery vonjy taitra na Unité d’intervention Rapide (UIR), tetsy Analakely omaly. Nahitana lehilahy telo sy vehivavy iray. Anisan’ny mampihorohoro ny mpandeha ny firongatry ny asa fanendahana ataon’olon-dratsy eto Antananarivo sy ny manodidina tao ho ao. Nanamafy ny hetsika fanaraha-maso sy […]




