Nomontsanin’ny Kenyanina tamin’ny isa mavesatra ny Makis Ladies, nandritra ny andro faharoa, niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2026), sokajy «Performance Division». Faharesena faharoa, ary tsy mbola afa-bela tamin’ i Kenya indray ny tovovavy malagasy. Tsy mbola nihiratra ho an’ny Makis Ladies ny masoandro eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
Fanatajahantena
Pureplay Football League: namory maika ny mpitsara ny federasionina
Nanatanteraka fivoriana maika tetsy Isoraka ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra sy ireo mpitsara ary ny mpiantsehatra amin’ny fifaninanana “PFL”, ny asabotsy lasa teo. Antony: tsy nety hitsara ny lalao ny mpitsara manoloana ireny zava-nitranga nahitana fitoriana mpitsara ireny. Raha ny filazan’ny loharanom-baovao iray, efa niravona ny disadisa, saingy hahemotra avokoa […]
Rugby sokajy vehivavy – Can 2026: nomontsanin’ny Springboks ny Makis Ladies
Voahaja ny lojika teo amin’ny lalaon’ny Makis Ladies sy ny Springboks Afrika Atsimo. Mbola maozatra ho an’ny tovovavy malagasy ny mifandona amin’izy ireo. Porofon’izany, nomontsaniny, tamin’ny isa mavesatra 62 no ho 5, ny ekipam-pirenena malagasy. Tsy mbola afa-bela tamin’ny Springboks Afrika Atsimo ny Makis Ladies, nandritra ny fiadiana ny ho […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ao amin’ny Kianja Velodrome Antsirabe ny fihaonana miverina eo Disciples FC Vakinankaratra sy ny Fosa Juniors Boeny. Fifanandrinana tafiditra anatin’ny ampahefa-dalana, “Pureplay Football League (PFL)”. Mbola manala vela moa ry zareo Fosa Juniors. Resin’ny Disciples 4 no ho 0 izy ireo, nandritra ny lalao mandroso. Voahosotra ho tompondakan’i Arabia […]
Rugby, vehivavy – CAN 2026 : Hanala vela amin’i Springboks ny Makis Ladies
Hotanterahina ao Nairobi Kenya, manomboka anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2026), taranja rugby, vehivavy, ho an’ny sokajy «Performance division». Firenena efatra no hiady izay ho lohany amin’izany dia i Kenya, mpampiantrano, miampy ny Springboks, tompondaka farany, miaraka amin’ny Makis Ladies Madagascar ary ny The Cranes Ouganda, ekipa […]





