Tao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha no natao ny fanokafana amin’ny fomba ôfisialy ny laza adina ho an’ny fanadinam-panjakana BEPC 2026 izay niarahan’ny minisitera telo miahy ny sehatry ny fanabeazana. 1 204 ny isan’ny mpiadina amin’ny BEPC ho an’ny foibem-panadinana telo, ao anatin’ny CEG Tanjombato. 29 ireo tsy tonga niatrika ho […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
Nisitraka fitaovana ireo laboratoara eny anivon’ny hôpitaly lehibe. Nahazo izany ny CHU Analankininina sy ny CHU Morafeno ao Toamasina. Vokatra azo tamin’ny alalan’ny Tetikasa PPSB, sy voarindran’ny UCP ary vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fahasalamana hositrahan’ny vahoaka. Bus 84 isa no hiasa hitatitra ireo mpianatra […]
Fanadinana BEPC : Tsy handefitra amin’ny hosoka ny fanjakana
Miatrika ny fanadinana BEPC ireo tanora miisa 327 815 manerana ny Nosy, manomboka androany. Hosantarina amin’ny taranja Malagasy izany, izao maraina, izay haharitra ora 3 mahery. Hitohy amin’ny taranja SVT ny tolakandro. Nanantitrantitra ny fanjakana ny amin’ny maha zava-doza ny fanaovana karazana hosoka amin’ny fanadinam-panjakana. Voarara ny misolo mpiadina na […]
Foaran’ny ankizy : Nanampy amin’ny fitadiavana sekoly
Nanampy betsaka ny ray aman-dreny amin’ny fitadiavana sekoly ho an’ny zanany mbola kely ny “Foaran’ny ankizy sy ny fanabeazana” (salon de l’enfance et de l’éducation), natao tetsy amin’ny Ibis Ankorondrano, ny sabotsy teo. Andiany faharoa, nokarakarain’ny PolyForm Academy. Tanjona ny hanampiana ireo ray aman-dreny mitady sekoly ho an’ny zanany mbola […]
Fanabeazana : Maro ireo laharam-pahamehana sy maika
Niresaka ireo laharam-pahamehana mahakasika ny fanabeazana ny minisitra ary nanasongadina ireo asa maika sy ny tatitry ny asa vita. Nandritra ny fihaonan’ny solombavambahoaka tamin’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta ny faran’ny herinandro teo no niresahana momba ny fandraisana mpampianatra, ny tambin-karama, ny fampitaovana an-tsekoly ary ireo tetikasa fanabeazana tanterahin’ny minisitera. Nohazavain’ny […]




