Indraimbava

Ny tody tsy misy

  Sanatrian’ny vava izay mifandatsa amin’ny zava-misy ankehitriny. Na tiana aza ny hangina, aleo lazaina ihany mba misy hisainana sy handajanlajan’izay voakasiky ny resaka. Inona ary no tiana hambara fa ny mahakasika ny raharaham-pitsarana momba ny olona sasany, nitondra teo aloha. Singanina manokana ireo hitam-poko sy hitam-pirenena nampikaikaika ny olona […]

Tsy heloky ny zanany

  Mailaka ery ny sasany amin’ny endri-panavaozana toa tsy mijery ny maha olona. Mahazo vahana ny tsindrio fa lavo hany ka mahita faisana ny vahoaka madinika. Ity tokoa ilay hoe izy mivady no miady dia ny ankizy no voaporiporitra. Tendrom-po ny an’ny sasany, hany ka tsy mijery ny manodidina. Ho […]

Miova vao manova  

Fanavaozana sy fanovana no (h)atao? Eo koa ny hoe fanorenana ifotony… Amin’ny fomba ahoana? Eo indrindra izao… Andrasana sy andrandraina ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena hamaritra ny amin’ny fanatanterahana izany. Hanao ahoana? Mandra-pitrangan’izay hitranga na izay hatao, ilaina ny hoe fanovana toe-tsaina. Miara-dalana amin’izany ny fomba fiasa, ny fitondran-tena, ny fomba […]

Manomboka sahady?

  Nahoraka tato ho ato ny karazana fifamelezana fantsy ataon’ny samy mpanao politika. Tsy afapo tamin’ny fanesorana ny mpitondra teo aloha ny sasany, fa mitady ny hifanipaka an-karona sahady. Mahavariana ny mihaino ny fifamaliana tsy mivantana ataon’ireo noheverina ho mpitari-tolona amin’ny alalan’ny haino aman-jery. Ny laha­teny imasom-bahoaka izany dia efa […]

Fandoto iray tandroka monja

  Tandremo ny singam-bolo mety handavo ny vositra!  Mahalasa saina ny zava-nitranga omaly maraina, teny Ankasina. Tapakandro monja dia nikatso ny fiainan’ Antananarivo Renivohitra, noho ny fitokonan’ny mponina. Tapaka tanteraka ny lalana iray, teny an-toerana. Poa toy izay, nihitsoka ny tontolo andro. Ora maro no very ho an’ny mpiasa, ny […]