Taratra

« Ankizy Mozika Festival »: Nanasongadina ny taninketsa

Manana ny hoaviny ny mo­zika eto Madagasikara. Izay no tsapa nandritra ny andiany faha-5 tamin’ny «Ankizy Mo­zika Festival», notontosaina teny amin’ny Villa Berlin Amba­toroka, omaly. Hetsika fikarakaran’ny CGM/GZ isan-taona, natao hanasongadinana ny talentan’ireo ankizy amin’ny hira sy mozika izy ity. Hamola­vo­lana ny taninketsa, hizaran’ireo ankizy sehatra, no tena tanjona amin’ny […]

Seho goavana… Mitana ny lazany i Bodo

Hira 50, fizarana 5… Izay dia ampy haminavinana ny endriky ny seho notontosain’i Bodo tao amin’ny Lapan’ny fanantanjahantena, omaly. Namaly ny antson’ity andriambavilanitra manakanto ity ireo mpankafy azy nandritra izay 40 taona izay, ka tsy onina azy ireo indray ny lapa, fandrefesan-daza ho an’ireo mpanakanto. Midika izany fa mitana ny […]

INDRAY MIJERY

Nampahery ireo mana-manjo vokatry ny fihinanana trondro nisy poizina nitranga tao amin’ny faritra Sava, distrikan’i Vohemar, ny minisitry ny Faha­salamam-bahoaka. 5 ireo namoy ny ainy raha 15 ireo nihinana ny trondro. Manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly ny 10 ary mbola avotana ny ainy. Amin’ny fotoana fahavaratra toy izao dia maro […]

Fandraharahana sy asa : Hovahan’ny minisitera ny olan’ny tanora

Notanterahina teny An­katso, ny asabotsy teo, ny fikaonandoha ho an’ny tanora sy ny tontolon’ny asa. Nika­rakara izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa sy ny asam-panjakana miaraka amin’ ny Oniversiten’Antana­narivo. Nambaran’ny minisitra, Soatiana Florent Bety Leonne, fa maro ireo tanora tsy afaka miditra amin’ny sehatry ny asa, na hisehatra ho amin’ny […]

Fakan-kevitra : Avela hiteny ny ankizy

« Ho an’ny ankizy tsirairay ny zony rehetra”. Io ny lohahevitra novoizina nandritra ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny ankizy, ny alakamisy teo. Nambaran’ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Raharinirina Sidonie, fa: “eo am-pamaranana ny fandrafetana ny politika nasionalin’ny fiarovana ny ankizy isika amin’izao fotoana. Dingana fiaingana hihainoana […]