Voasambotry ny zandary miasa eo anivon’ny sampam-pikarohana misahana ny heloka bevava ao Toamasina, afakomaly, ireo efa-dahy namono olona tao Tsarahonenana. Nitrangana vonoan’olona tao amin’ny toeram-pisotroana iray anatin’io fokontany io, ny alahady 23 aogositra lasa teo, raha tsiahivina. Nifamaly tao anatin’ny toeram-pisotroana ny lehilahy maromaro izay voalaza fa samy te hampiasa […]
Taratra
Sombim-baovao
Nanainga omaly, nihazo an’i Zambia, ny FC Rouge hiatrika ny fiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona taranja baolina kitra. Tsiahivina fa hifandona amin’ny Red Arrows FC izy ireo ny sabotsy ho avy izao eo amin’ny dingana savaranonando. Miisa 23 ireo mpilalao mandrafitra ny FC Rouge amin’izao lalao hatrehin’izy ireo izao. Vokatra niavaka […]
“Course de côte”: hiditra amin’ny dingana fahefatra
Hotanterahina ny sabotsy 5 septambra ho avy izao, eny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny “Course de côte asphalte” sy ny andiany voalohany amin’ny “Slalom asphalte”. Fifaninanana karakarain’ny klioba TMF. Manaraka ny fepetra iraisam-pirenena sy ny fitsipiky ny Fédérasion sport-automobile Madagascar (FSAM), ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2026 izany. Hanana […]
Taranja Volley-ball: Danny Racap, mpanazatra sady mpanao gazety
Anisan’ireo angady nananana, nahazoan’ny ekipa nasionaly, sokajy vehivavy, ny medaly volamena nandritra ny “Championnats des Nations U18”, taranja volley-ball, natao teto Madagasikara, ny 4-12 aogositra lasa teo, ny mpanazatra, Rakotondrasoa Danny na i Danny Racap. Lehilahy nobeazina tao anatin’ity taranja ity nanomboka ny taona 2000 ny tenany. Tany Mahajanga no […]
Taranja Judo: atleta malagasy efatra hiofana any Kosovo
Ho fanamafisana sy fitrandrahana ny paikady vaovao enti-miakatra eny an-kianja, atleta malagasy efatra hiofana telo volana, any Kosovo, manomboka amin’ity volana septambra ity. Atleta malagasy efatra amin’ny taranja judo: roa lahy, roa vavy no fantatra, afakomaly, fa handeha hiatrika fiofanana “Training Camp” any Kosovo, mandritra ny telo volana. Hanomboka amin’ity […]




