Politika

Toe-draharaham-pirenena : Miantso ny tsy hifampihantsiana ny HCDDED

Nivoaka tamin’ny fahanginany, herinandro aty aorian’ny nipoahan’ny hetsiky ny tanora, ny eo anivon’ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna (HCDDED). « Aoka hifady ny herisetra sy ny fanakorontanana ary ny fandravana fananana amin’ny endriny rehetra », hoy izy ireo. Anisan’ny nitodihan’ny fanambarana koa ny Hery fiarovana sy ny filaminana […]

Famahana ny disadisa politika : Ranolava ny antso ho amin’ny fifampiresahana

Mitobaka ny fanambarana avy amin’ny sokajin’olona samihafa, ho fikatsaham-bahaolana amin’ny krizy eto Madagasikara. Miantso fifampiresahana ialohavana fampitsarahana herisetra ny rehetra. Mivoaboaka tsikelikely ireo fikambanana na vondrona mitaky ny fampitsaharana ny herisetra. Torak’izany ny vovonana sa­mihafa, mangataka ny fifampiresahana malaky amin’ny mpiantsehatra tafiditra amin’ilay disadisa misy ankehitriny. Nanao fanambarana fanindroany, omaly, […]

Fanajariana ny tany sy ny fananantany : Hovaliana ny filàn’ny mponina an-tanàn-dehibe

Nifampidinika tetsy Anosy, omaly, ny avy ao anivon’ny Sampandraharaha misahana ny Fanajariana ny tany sy ny sampandraharaha misahana ny fananantany eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) . Voaresaka tamin’izany ny olana atrehin’ny tanàn-dehibe. Nambaran’ireo tomponandraikitra tamin’izao atrikasa izao fa anisan’ny tanjona ny hanitarana ny fanamarinana sy […]

Herisetra amin’ny mpanao gazety: Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat

Tafapetraka tetsy amin’ny fitsarana Anosy ny fitorian’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), manoloana ny herisetra nihatra tamin’ny mpanao gazety, afakomaly, teny an-kianja. Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat. Nambaran’ny filohan’ny OJM, Monica Rasoloa­rison, fa tsy azo ekena ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety eny an-kianja. « Tsi­pahinay eto anivon’ny holafitra sy ireo fikambanana […]