Politika

Lay Far – “Maman Olga Rajoelina” : “Aoka tsy ho diso famindra isika mpanohana”

Nanao fanambarana ma­noloana ny raharam-pirenena ny eo anivon’ny Lay fitiavana an’ny rehetra (Lay Far), miaraka amin’i Maman Olga Ra­joelina, ny talata teo, tetsy 67 ha. Nambaran’izy ireo fa misy ireo milaza ho ampian-tafika, tsy ampian-tafika. Ny akanga maro anefa tsy vakin’amboa, araka ny fanambarana. “Aoka isika tsy ho diso famindra […]

FANTINA sy FINTINA

Manameloka ny herisetra sy ny fanakorontanana nandoroana ny tranon’ny iray amin’ny komity mpanohana azy, any Faratsiho, ny kandidà Lalatiana Rakoton­dra­zafy. Niseho ny alahady teo izany raha efa andro vitsy mialoha ny fandrahonana hanaovana asan-jiolahimboto. “Efa nametraka fitoriana izahay ary manantena sazy henjana”, hoy izy. Samy nanana ny paikady nanombohana ny […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina : “Laharam-pahamehana ny ady amin’ny “Mafia”

Nandray ny avy amin’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM) ny minisitra Andriantsitohaina Naina, ny fiandohan’ny herinandro teo, tetsy Anosy. Voa­resaka ny ho fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Nambaran’ ny minisitra fa hohamafisina ny lalàna efa misy ary hohenjanina ny sazy ho an’ireo tsy manara-dalàna sy mpangalatra tany. “Tena laharam-pahamehana […]

Ceni : “Ho tonga ara-potoana eny amin’ny distrika ny biletà tokana”

Tonga teny Ivato, afakomaly, ny biletà tokana natonta tatsy Afrika Atsimo. Nitsena zany teny an-toerana ny filohan’ny Ceni sy ny mpiara-dia aminy. “Tonga tokoa ny takelaka saro-pady, ahitana ny fitanana an-tsoratra, ny fanisam-bato, ny biletà tokana, ny valopy tsy azo sokaf­ana”, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, tamin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

“Hevitry ny maro sy ara-dalàna ary ara-drariny no tenenina eto amin’ity lapa ity”, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, tamin’ny fanombohana ny fotoam-pivoriana tetsy Anosikely, omaly. Nanteriny fa tsy hevitry ny tena manokana sy ny olona vitsivitsy mitovy hevitra amin’ny tena no aseho eny. Tapaky ny fivoriamben’ireo depiote […]