Namoahana didy fampisamborana iraisam-pirenena ny mpandraharaha Ravatomanga Mamy, rehefa niakatra fampanoavana tetsy amin’ny Pac 67 Ha, ny herinandro teo. Vesatra anenjehina azy ny momba ny tsy fanarahan-dalàna ho an’ny fanondranana letisia ny taona 2019-2020. Voasaringotra amin’izany koa ny mpiasan’ny minisitera niray tendro taminy. Vita ny herinandro teo, tetsy Ambohidahy, ny […]
Politika
Filoha Randrianirina Michaël : « Tsy mifandray ny dia tany Rosia sy Frantsa »
Nanainga omaly, nihazo an’ i Paris, Frantsa, ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Nambarany teo am-piaingana, teny Ivato, fa fitsidihana arakasa izao ataon’ny delegasionina any amin’ity firenena ity, rahampitso. «Tsy misy ifandraisany velively tamin’ny dia natao tany Rosia izao fitsidihana any Frantsa izao. Samy nanasa antsika ireo firenena roa ireo […]
« Ndao hanova » : Tsy ekena ny kandidà tsy miankina amin’ny fifidianana
Niady hevitra tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo, ireo avy amin’ny antoko politika sy ny fiarahamonim-pirenena ary koa ireo tanora sy mpikaroka. Voaresaka ny fanavaozana ny fanaovana politika « Ndao hanova ». Nivoitra tamin’izany fa ilaina ny fanarahan-dalàna sy fitsipika mifehy. Voaresaka koa ny hanafoanana ny tsy miankina. « Manimba ny fanaovana politika […]
FANTINA sy FINTINA
Notendren’ny Papa Léon XIV ho evekan’i Port Victoria atsy Seychelles ny mompera Rasamison Landry Philippe. Pretra relijiozy avy amin’ny Ordre des Frères mineurs capucins (OFMCap) izy ary Malagasy voalohany voatendry ho eveka any amina firenena ivelan’i Madagasikara. Tsiahivina fa nohamasinina ho pretra ny taona 2000 ny tenany. Mavitrika amin’ny fisoratana […]
Fiahiana ny traboina any Toamasina : Mampandry fahalemana ny Foloalindahy
Miatrana efa ho telo andro ao Toamasina, manampy ny efa any an-toerana ireo mpitandro filaminana avy aty Antananarivo. Maherin’ny 600 isa izy ireo izao nahetsika izao. Mazava ny toromarika nomen’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama fa tafiditra amin’ny fanamafisana ny fandraisana andraikitry ny fitondram-panjakana izao hetsika izao. Any an-toerana rahateo […]




