Toe-karena

Fikambanana AFCD: Mila atrehina ny fiovan’ny toetr’andro

Niorina ny taona 2016 ny fikambanam-behivavy ho an’ny kolontsaina sy ny fampandrosoana (AFCD). Tanjony ny hitandroana ny kolontsaina sy ny tontolo iainana, mba ho fanoitra mitondra fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy eny amin’ny vondrom-piarahamonina. Nanomboka ny taona 2024, anisan’ny tena nifantohan’ny fikambanana ny fanampiana ny vehivavy any ambanivohitra hiatrehana ny fiovan’ny […]

Madagasikara SAE : Mitondra vahaolana amin’ny fandraharahana

Tsy hita intsony eo amin’ny tsena ny 80% ny orinasa na ny mpandraharaha aorian’ny roa taona niforonany. Mbola afaka mivelatra kosa ny 20 % ambiny. Napetraka ny vovonana www.madagascar-sae.com hanomezana tantsoroka ny fandraharahana. Manana talenta sy ma­nana finiavana handraharaha ny tanora. Mananosarotra nefa ny fahitana fandaharanasa na tetikasa afaka manohana […]

VAOVAO TAMBATRA

Anisan’ny harenina ny ampahan-dalana eo amin’ny PK48- PK68 amin’ny RN2. Ankoatra ny fanamboarana ny arabe, hatsaraina sady hamafisina koa ny sisin-dalana sy ny tatatra. Eo am-pamaranana ny fikikisana ny soson-dalana efa simba, ankehitriny. Hanom­boka ny fametrahana sosona fototra sy ny fandrarahana godirao. Manatanteraka ny asa ny orinasa CGC. Tontosaina eto […]

Mineraly ho an’ny angovo: Voafaritra ny paikadim-pirenena

Naneho ny vina sy ny paikady momba ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fanodinana mineraly i Madagasi­kara, nandritra ny fivoriana momba ireo mineraly tena ilaina amin’ny fiovan’ny angovo fampiasa maneran-tany, tany New York. “Tanjona ny hampitombo ny sandan’ny harena an-kibon’ny tany amin’ny alalan’ny fanodinana azy eto an-toerana”, hoy ny minisitry […]

« SIAE 2026 »: Ambohipihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena

Hotanterahina ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra, eny amin’ny CCI Ivato, ny Salon international des acteurs économiques (SIAE). Hetsika lehibe natokana hampiroboroboana ny indostria sy ny toekarena eto Madagasikara. Kendrena ny hampivondrona ireo mpisehatra rehetra ho an’ny famokarana, manodina akora, mitondra vahaolana ary mamokatra asa ho an’ny Malagasy. Ambohipihaonan’ireo mpiara-miombon’ […]