Fanatajahantena

Lalao olympika ho an’ny tanora: hisolo tena ny Malagasy i Francia

“Hitolona ho an’ny Mala­gasy maro…!” Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny taranja tolona ambony torapasika, “Beach Wrestling”, mandritra ny lalao olympika ho an’ny ta­nora (JOJ) hatao atsy Dakar, Senegal, ny volana novambra ho avy io, Randriatiana No­menjanahary Francia, 16 taona ao anaty sokajy -45 kilao. Mialoha io fifanintsanana io, nilaza ny […]

Fifaninanana afrikanina: tafakatra ny CFFA, raraka ny FC Rouge

Mbola manohy ny diany amin’ny fifaninanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy. Nangoron-damba kosa ny ekipan’ny FC Rouge tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf ho an’ireo klioba. Tafakatra any amin’ny dingana manaraka amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo klioba, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny […]

Volley-ball – “Mada D2”: fantatra ireo hanao ny famaranana

Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Kianja mitafon’Ankoron­drano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena taranja volley-ball, sokajy D2. Saika voahaja avokoa ny lojika tamin’ity, satria nivoaka ho mpandresy ireo klioba heverina ho sangany amin’izao fotoana. Ho an’ny vehivavy, hifanandrina eo amin’ ny famaranana ny Squad-X sy ny VBCD. Ny Squad-X izay […]

Fifaninanana afrikanina: ny CFFA hiaro ny isa roa, ny FC Rouge hanala vela

Azo lazaina fa tafita any amin’ny dingana manaraka amin’ny “Ligue des champions Caf” ny ilan-tongotry ny CFFA Andoharanofotsy, raha toa ka mbola sahirana ny FC Rouge atsy amin’ny“Coupe de la confédération Caf”. “Samy hiezaka!” Ho­ton­tosaina amin’ity faran’ny herinandro ity ny lalao miverina rehetra ho an’ireo solontena malagasy roa miatrika ny […]

koera – « Mondial 2026 »: hanoman-tena atsy Seychelles

Nampahafantarin’ny Fédé­ration malagasy de Voile, ny fiandohan’ny herinandro teo, ny fitsanganan’ny ekipam-pirenena malagasy. Nampi­ton­draina ny anarana Koera, na­laina tamin’ny anaram-borona boloky tsy misy afa-tsy eto Madagasikara izany. Hano­mana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “SSL Gold Cup 2026”ny Koera. Ahitana atleta 10 ka vehivavy ny roa. Avy amin’ny faritra maro […]