Niofana nanomboka ny talata teo, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ireo mpitsara sy mpitsabo ary mpanazatra manana ny “niveau 3” sy mpanomana ny ara-batana, ho an’ny taranja rugby. Mitarika izany, i Charles Yapo sy ny dokotera i Madani Fall, manam-pahaizana avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena (IRB), ampian’i Berthin Zoto, tomponandraikitra amin’ny […]
Fanatajahantena
African Karting Cup: misy Malagasy mifaninana
Hotanterahina manomboka anio 15 ka hatramin’ny 17 febroary ho avy izao, ny andiany voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, eo amin’ny Karting African Karting Cup (AKC 2024). Hampiantrano izany i Afrika Atsimo, ka ao amin’ny “circuit”-n’i Benoni no atao ny fifaninana. Anisan’ireo handray anjara amin’ity ny Malagasy. Mizara ho […]
Volley-CCC Zone 7: anatin’ny fanomanana tanteraka ny GNVB
Ekipa malagasy iray handray anjara amin’ny fifaninanana « Championnat des Clubs Champions, Zone 7 » (CCC Zone 7), taranja volley ball, ny ekipan’ny Zandarimariam-pirenena, lahy sy vavy. Fifaninanana hanomboka ny 24 Febroary izao eto Madagasikara. Higadona afaka 10 andro ny fifaninanana «Championnat des Clubs Champions, Zone 7» (CCC Zone 7), taranja volley […]
Tsipy kanetibe : hanomboka ny volana marsa ny fifaninanana
Hotanterahina ny 2 hatramin’ny 3 marsa ho avy izao, eto Antananarivo, ny fifaninanana ho fanamarihana ny fisokafan’ny taom-pilalaovana 2024, taranja tsipy kanetibe. Ankoatra izay hisy fifaninanana nasionaly efatra hotontosaina amin’ity taona ity. Anisan’izany ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, izay hatao any Antsirabe, ny 5,6 ary ny 7 avrily ho avy […]
Kitra – “JO 2024” : tsy anisan’ireo tafita i Brésil
Nitranga ny tsy nampoizina, tsy anisan’ireo handray anjara amin’ny « lalao Olympika, JO 2024”, tanterahina any Paris France, ny Seleçaon’i Brésil, taranja baolina kitra, sokajy lehilahy. Tsy nahazo ny tapakila hiatrehana izany ry zalahy, taorian’ny fifanintsanana ho an’ireo firenena any amin’ny tapany atsimon’i Amerika. Raha tsiahivina, tompon’ny medaly volamena farany ry […]




