Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny orinasa Ambatovy sy ny Birao nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC). Vita ny fifanaovan-tsonia mahakasika ny fiomanana sy fiatrehana ireo hamehana indostrialy indray. Natao ny faran’ny herinandro teo, teto Antananarivo, ny fanavaozana faharoa ny fifanaraham-piaraha-miasa. Nanao sonia izany ny Director External […]
Fiaraha-monina
Tetikasa Tafita : Cisco 63 voakasika
Mpianatra manodidina ny 2 tapitrisa avy amin’ny Cisco 63 amin’ireo faritra miisa 13 no misitraka ny tetikasa Tafita na ny Tantsoroka ho an’ny Fitantanana ny Sekoly. « Azo tsapain-tanana ny vokatsoa entin’ity tetikasa ity noho ireo ankizy mitombo fahalalana sy fahaizana », hoy ny fanazavan’ny Soamizara Kalofara, renim-pianakaviana mampiana-janaka eo anivon’ny EPP […]
« Station de pompage » vaovao ao Mandroseza: Vita hatramin’ny 80% ny asa fanamboarana
Ankoatra ny tetikasa efa vita sy napetraka eny Mandroseza, mbola mandroso ihany koa ny fanamboarana « station pompe » vaovao ho fanatsarana ny famatsian-drano. 80% ny asa fanamboarana ny toeram-pampiakarana rano (station de pompage) vaovao ao Mandroseza no efa vita ankehitriny. Nisy ny fidinana ifotony nataon’ny ekipan’ny Jirama sy ireo […]
Nandritra ny Andron’ny paositra: nanao fitiliana maimaimpoana ny Fisa
Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba ny fandrindram-piterahana alefa any amin’ny faritra. Nandray anjara tamin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra ny Fisa, omaly, teny Analakely. Miezaka manatona ny vahoaka hatrany ny fikambanana manome […]
WHH: miara-miasa amin’ny BNGRC sy ny Météo
Natao Sonia, omaly, teny Antanimena, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Welthungerhilfe (WHH) sy ny BNGRC ary ny Foibe famantarana ny toetr’andro amin’ny fanamafisana tetikasa momba ny asa an-tsoroka mialoha efa natomboka ny taona 2018. “Fifanarahana fototra manamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ary ny tantsoroka amin’ny […]





